<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 4:13 | Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay rehetra misotro ity rano ity dia mbola hangetaheta indray; | Dia hoy Jeso namaly azy: Izay rehetra misotro amin' ity rano ity mbola hangetaheta ihany; fa izay hisotro amin' ny rano homeko azy no tsy hangetaheta mandrakizay, |