<-
->

Jao / Jo 5:16 And therefore did the Jews persecute Jesus, and sought to slay him, because he had done these things on the sabbath day. Ary noho izany ny Jiosy dia nanenjika an' i Jesosy, satria nanao izany zavatra izany tamin' ny Sabata Izy. Koa nanenjika an' i Jeso ny Jody satria nanao izany tamin' ny andro sabata izy. C' est pourquoi les Juifs persécutaient Jésus : parce qu' il faisait ces choses-là le jour du sabbat.