<-
->

Jao / Jo 5:18 Therefore the Jews sought the more to kill him, because he not only had broken the sabbath, but said also that God was his Father, making himself equal with God. Nefa vao mainka nitady hamono Azy ny Jiosy, tsy noho ny namahany ny amin' ny Sabata ihany, fa noho ny nilazany koa fa Andriamanitra no Rainy, ka nanao ny tenany ho mitovy amin' Andriamanitra Izy. Izay indray vao mainka nitady hamono azy ny Jody, satria sady tsy nitandrina ny sabata izy no nilaza fa rainy Andriamanitra, ka nanao ny tenany ho mitovy amin' Andriamanitra. Dia notohizan' i Jeso indray ny teniny, ka hoy izy tamin' izy ireo: Aussi les Juifs n' en cherchaient que davantage à le tuer, puisque, non content de violer le sabbat, il appelait encore Dieu son propre Père, se faisant égal à Dieu.