<-
->

Jao / Jo 5:45 Do not think that I will accuse you to the Father: there is one that accuseth you, even Moses, in whom ye trust. Aza ataonareo fa Izaho no hiampanga anareo amin' ny Ray; misy ny mpiampanga anareo, dia Mosesy izay itokianareo. Aza ataonareo fa izaho no hiampanga anareo amin' ny Ray; ao no hiampanga anareo, dia Moizy, izay itokianareo. Ne pensez pas que je vous accuserai auprès du Père. Votre accusateur, c' est Moïse, en qui vous avez mis votre espoir.