<-
->

Jao / Jo 5:46 For had ye believed Moses, ye would have believed me; for he wrote of me. Fa raha mba nino an' i Mosesy ianareo, dia hino Ahy, satria nanoratra nilaza Ahy izy. Fa raha mba nino an' i Moizy hianareo, dia hino ahy koa; satria nanoratra nanambara ahy izy. Car si vous croyiez Moïse, vous me croiriez aussi, car c' est de moi qu' il a écrit.