<-
->

Jao / Jo 6:14 Then those men, when they had seen the miracle that Jesus did, said, This is of a truth that prophet that should come into the world. Ary hoy ireny olona ireny, rehefa nahita ny famantarana izay nataon' i Jesosy: Ity tokoa no Ilay Mpaminany Izay ho tonga amin' izao tontolo izao. Nony nahita ny fahagagana nataon' i Jeso ireo olona ireo, dia nanao hoe: Ity tokoa no ilay Mpaminany ho avy amin' izao tontolo izao. A la vue du signe qu' il venait de faire, les gens disaient : " C' est vraiment lui le prophète qui doit venir dans le monde. "