<-
->

Jao / Jo 6:24 When the people therefore saw that Jesus was not there, neither his disciples, they also took shipping, and came to Capernaum, seeking for Jesus. koa nony hitan' ny vahoaka fa tsy teo Jesosy, na ny mpianany, dia niondrana an-tsambokely izy ka nankany Kapernaomy hitady an' i Jesosy. Dia niondrana tamin' ireo sambo ireo izy nony nahita fa tsy teo Jeso na ny mpianany, ka nankany Kafarnaoma hitady an' i Jeso. Quand donc la foule vit que Jésus n'était pas là, ni ses disciples non plus, les gens s' embarquèrent et vinrent à Capharnaüm à la recherche de Jésus.