<-
->

Jao / Jo 6:29 Jesus answered and said unto them, This is the work of God, that ye believe on him whom he hath sent. Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan' Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny. Namaly Jeso ka nanao tamin' izy ireo hoe: Izao no asan' Andriamanitra, dia ny hinoanareo ilay nirahiny. Jésus leur répondit : " L' oeuvre de Dieu, c' est que vous croyiez en celui qu' il a envoyé. "