<-
->

Jao / Jo 6:32 Then Jesus said unto them, Verily, verily, I say unto you, Moses gave you not that bread from heaven; but my Father giveth you the true bread from heaven. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy tany an-danitra; fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra. Dia hoy Jeso taminy: Lazaiko marina dia marina aminareo fa tsy Moizy no nanome anareo ny mofo avy any an-danitra, fa ny Raiko no manome anareo ny mofo avy any an-danitra izay tena izy tokoa; Jésus leur répondit : " En vérité, en vérité, je vous le dis, non, ce n' est pas Moïse qui vous a donné le pain qui vient du ciel ; mais c' est mon Père qui vous le donne, le pain qui vient du ciel, le vrai ;