<-
->

Jao / Jo 6:42 And they said, Is not this Jesus, the son of Joseph, whose father and mother we know? how is it then that he saith, I came down from heaven? Dia hoy ireo: Tsy Ilehio va no Jesosy, Zanak' i Josefa, Izay fantatsika ny rainy aman-dreniny? Ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe: ho nidina avy tany an-danitra? Moa tsy Jeso zanak' i Josefa va ity, hoy izy ireo, izay fantatsika ny rainy aman-dreniny? Ka ahoana ary no anaovany hoe: Nidina avy any an-danitra aho? Ils disaient : " Celui-là n' est-il pas Jésus, le fils de Joseph, dont nous connaissons le père et la mère ? Comment peut-il dire maintenant : Je suis descendu du ciel ? "