<-
->

Jao / Jo 6:52 The Jews therefore strove among themselves, saying, How can this man give us his flesh to eat? Dia nifanditra ny Jiosy ka nanao hoe: Hataon' ilehio ahoana re no fanome ny nofony hohanintsika? raha misy mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay izy, ary ny mofo izay homeko dia ny nofoko ho fiainan' izao tontolo izao. Les Juifs alors se mirent à discuter fort entre eux ; ils disaient : " Comment celui-là peut-il nous donner sa chair à manger ? "