<-
->

Jao / Jo 6:64 But there are some of you that believe not. For Jesus knew from the beginning who they were that believed not, and who should betray him. Fa misy ny sasany aminareo izay tsy mino. Fa fantatr' i Jesosy hatramin' ny voalohany izay tsy nino sy izay hamadika Azy. Ny Fanahy no mahavelona, ny nofo tsy mahasoa ohatr' inona akory; ny teny voalazako taminareo dia fanahy sy fiainana. Mais il en est parmi vous qui ne croient pas. " Jésus savait en effet dès le commencement qui étaient ceux qui ne croyaient pas et qui était celui qui le livrerait.