<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 7:23 | If a man on the sabbath day receive circumcision, that the law of |
Raha amin' ny Sabata aza no amorana olona, mba tsy hahafoana ny lalàn' i Mosesy, dia tezitra amiko va ianareo, satria nisy olona anankiray nataoko sitrana avokoa ny tenany rehetra tamin' ny Sabata. | Ka raha forana ny olona na dia amin' ny sabata aza, mba tsy hofoanana ny Lalàn' i Moizy, nahoana no dia tezitra amiko hianareo, raha lehilahy anankiray no mba nositraniko tamin' ny sabata ny tenany manontolo? | Alors, un homme reçoit la circoncision, le jour du sabbat, pour que ne soit pas enfreinte la Loi de |