<-
->

Jao / Jo 7:3 His brethren therefore said unto him, Depart hence, and go into Judaea, that thy disciples also may see the works that thou doest. ka hoy ny rahalahiny taminy: Mialà eto, ka mandehana ho any Jodia, mba ho hitan' ny mpianatrao koa ny asa izay ataonao; dia hoy ny rahalahiny taminy: Mialà eto hianao, ka mankanesa any Jodea, mba ho hitan' ny mpianatrao koa ny asa ataonao; Ses frères lui dirent donc : " Passe d' ici en Judée, que tes disciples aussi voient les oeuvres que tu fais :