<-
->

Jao / Jo 7:39 (But this spake he of the Spirit, which they that believe on him should receive: for the Holy Ghost was not yet given; because that Jesus was not yet glorified.) Ary ny Fanahy, Izay efa horaisin' ny mino Azy, no nolazainy tamin' izany; fa ny Fanahy tsy mbola nomena, satria Jesosy tsy mbola niditra tamin' ny voninahiny. Ny Fanahy horaisin' izay hino azy no nambarany tamin' izany; fa tsy mbola nomena ny Fanahy, satria tsy mbola niditra tamin' ny voninahiny Jeso. Il parlait de l' Esprit que devaient recevoir ceux qui avaient cru en lui ; car il n' y avait pas encore d' Esprit, parce que Jésus n' avait pas encore été glorifié.