<-
->

Jao / Jo 8:21 Then said Jesus again unto them, I go my way, and ye shall seek me, and shall die in your sins: whither I go, ye cannot come. Ary hoy indray Jesosy taminy: Handeha Aho, ary hitady Ahy ianareo, ary ho faty amin' ny fahotanareo; izay alehako tsy azonareo haleha. Hoy indray Jeso tamin' izy ireo: Handeha aho ka hitady ahy hianareo, ary ho faty amin' ny fahotanareo. Izay alehako tsy azonareo aleha. Jésus leur dit encore : " Je m' en vais et vous me chercherez et vous mourrez dans votre péché. Où je vais, vous ne pouvez venir. "