<-
->

Jao / Jo 8:42 Jesus said unto them, If God were your Father, ye would love me: for I proceeded forth and came from God; neither came I of myself, but he sent me. Hoy Jesosy taminy: Raha Andriamanitra no Rainareo, dia ho tia Ahy ianareo, satria avy tamin' Andriamanitra no nivoahako sy nankanesako atý ; fa Izaho tsy tonga ho Ahy, fa Izy no naniraka Ahy. Fa hoy kosa Jeso tamin' izy ireo: Raha Andriamanitra no rainareo, dia ho tia ahy hianareo, satria Andriamanitra no nihaviako, ary izy no nahatongavako aty; fa tsy tonga ho ahy aho, fa izy no naniraka ahy. Jésus leur dit : " Si Dieu était votre Père, vous m' aimeriez, car c' est de Dieu que je suis sorti et que je viens ; je ne viens pas de moi-même ; mais lui m' a envoyé.