<-
->

Jao / Jo 9:18 But the Jews did not believe concerning him, that he had been blind, and received his sight, until they called the parents of him that had received his sight. Ary amin' izany ny Jiosy tsy nino azy ho efa jamba ka nahiratra, ambara-piantsony ny ray aman-drenin' ilay nahiratra Dia tsy nety nino ny Jody fa jamba sy vao nahiratra izy, ka nampiantsoiny aloha ny ray aman-drenin' ity nahiratra, Les Juifs ne crurent pas qu' il eût été aveugle tant qu' ils n' eurent pas appelé les parents de celui qui avait recouvré la vue.