<-
->

Jao / Jo 9:41 Jesus said unto them, If ye were blind, ye should have no sin: but now ye say, We see; therefore your sin remaineth. Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy ianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo. Dia hoy Jeso taminy: Raha jamba hianareo, dia tsy ho nanan-keloka; fa noho hianareo ankehitriny manao hoe: Mahiratra izahay, dia tsy afaka ny helokareo. Jésus leur dit : " Si vous étiez aveugles, vous n' auriez pas de péché ; mais vous dites : Nous voyons ! Votre péché demeure. "