<-
->

Asa 1:12 Then returned they unto Jerusalem from the mount called Olivet, which is from Jerusalem a sabbath day' s journey. Ary izy ireo niverina tany Jerosalema, rehefa avy teo amin' ny tendrombohitra atao hoe Oliva, izay akaikin' i Jerosalema (araka izay mety haleha amin' ny Sabata). Tamin' izay izy ireo dia niverina tany Jerosalema, avy teo amin' ny tendrombohitra atao hoe Oliva, izay làlana azo aleha sabata raha eo Jerosalema. Alors, du mont des Oliviers, ils s' en retournèrent à Jérusalem ; la distance n' est pas grande : celle d' un chemin de sabbat.