<-
->

Asa 1:19 And it was known unto all the dwellers at Jerusalem; insomuch as that field is called in their proper tongue, Aceldama, that is to say, The field of blood. Ary fantatr' izay rehetra monina eto Jerosalema izany, ka ny anaran' izany saha izany amin' ny fiteniny dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-drà. Zavatra fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, ka io saha io dia nahazo anarana tamin' ny fiteniny hoe Haseldamà, izany hoe sahan-drà. La chose fut si connue de tous les habitants de Jérusalem que ce domaine fut appelé dans leur langue Hakeldama, c' est-à-dire "Domaine du sang".