<-
->

Asa 1:4 And, being assembled together with them, commanded them that they should not depart from Jerusalem, but wait for the promise of the Father, which, saith he, ye have heard of me. Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala an' i Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan' ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy; Ary ilay niaraka tamin' izy ireo iny izy, dia nanafatra azy mba tsy hiala ao Jerosalema, fa hiandry izay nampanantenain' ny Ray, araka ny efa renareo tamin' ny vavako, hoy izy. Alors, au cours d' un repas qu' il partageait avec eux, il leur enjoignit de ne pas s'éloigner de Jérusalem, mais d' y attendre ce que le Père avait promis, " ce que, dit-il, vous avez entendu de ma bouche :