<-
->

Asa 1:9 And when he had spoken these things, while they beheld, he was taken up; and a cloud received him out of their sight. Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan' ny masony intsony Izy. Nony efa nilaza izany izy, dia nakarina teo anatrehan' izy ireo; ary nisy rahona nanakona azy, ka tsy hitan' ny masony intsony izy. A ces mots, sous leurs regards, il s'éleva, et une nuée le déroba à leurs yeux.