<-
->

Asa 10:22 And they said, Cornelius the centurion, a just man, and one that feareth God, and of good report among all the nation of the Jews, was warned from God by an holy angel to send for thee into his house, and to hear words of thee. Dia hoy ireo: Kornelio kapiteny, lehilahy marina sady matahotra an' Andriamanitra ka tsara laza amin' ny firenen' ny Jiosy rehetra, dia efa notoroan' anjely masina hevitra hampaka anao ho any an-tranony sy hihaino teny avy aminao. Ary hoy ny navalin' ireo: Kornely kapiteny, lehilahy marina sy matahotra an' Andriamanitra ary ankasitrahan' ny Jody rehetra, no nahazo teny tamin' ny anjely masina anankiray mba hampaka anao ho any an-tranony, sy hihaino ny teninao. Ils répondirent : " Le centurion Corneille, homme juste et craignant Dieu, à qui toute la nation juive rend bon témoignage, a reçu d' un ange saint l' avis de te faire venir chez lui et d' entendre les paroles que tu as à dire. "