<-
->

Asa 10:38 How God anointed Jesus of Nazareth with the Holy Ghost and with power: who went about doing good, and healing all that were oppressed of the devil; for God was with him. Izay nohosoran' Andriamanitra tamin' ny Fanahy Masina sy ny hery sady nandehandeha nanao soa sy nahasitrana izay rehetra azon' ny herin' ny devoly, satria Andriamanitra nomba Azy. dia ny amin' i Jeso avy any Nazareta, izay nohosoran' Andriamanitra tamin' ny Fanahy Masina sy ny heriny, ka nandeha nanao soa hatraiza hatraiza, nahasitrana izay rehetra azon' ny demony, satria nomba azy Andriamanitra. comment Dieu l' a oint de l' Esprit Saint et de puissance, lui qui a passé en faisant le bien et en guérissant tous ceux qui étaient tombés au pouvoir du diable ; car Dieu était avec lui.