<-
->

Asa 11:1 And the apostles and brethren that were in Judaea heard that the Gentiles had also received the word of God. Ary ny Apostoly sy ny rahalahy izay tany Jodia dia nahare fa ny jentilisa koa efa nandray ny tenin' Andriamanitra. Ren' ny Apostoly sy ny rahalahy tany Jodea fa hoe nandray ny tenin' Andriamanitra koa ny jentily. Cependant les apôtres et les frères de Judée apprirent que les païens, eux aussi, avaient accueilli la parole de Dieu.