<-
->

Asa 11:22 Then tidings of these things came unto the ears of the church which was in Jerusalem: and they sent forth Barnabas, that he should go as far as Antioch. Ary ren' ny sofin' ny fiangonana tany Jerosalema ny amin' ireo, dia naniraka an' i Barnabasy izy handeha hatrany Antiokia. Nandre ny lazan' izany ny Eglizy tao Jerosalema, ka naniraka an' i Barnabe hankany Antiokia. La nouvelle en vint aux oreilles de l'Église de Jérusalem, et l' on députa Barnabé à Antioche.