<-
->

Asa 11:26 And when he had found him, he brought him unto Antioch. And it came to pass, that a whole year they assembled themselves with the church, and taught much people. And the disciples were called Christians first in Antioch. Ary rehefa nahita azy izy, dia nitondra azy hankany Antiokia. Ary niara-niasa tao amin' ny fiangonana hatramin' ny herintaona ngarangidina izy roa lahy ka nampianatra olona maro; ary tany Antiokia no voalohany nanaovana ny anaran' ny mpianatra hoe. Ka herintaona maninjitra no nanaovany fivoriana tao amin' io Eglizy io, ary vahoaka betsaka no nampianariny. Tao Antiokia koa no voalohany nandraisan' ny mpianatra ny anarana hoe: Kristianina. L' ayant trouvé, il l' amena à Antioche. Toute une année durant ils vécurent ensemble dans l'Église et y instruisirent une foule considérable. C' est à Antioche que, pour la première fois, les disciples reçurent le nom de " chrétiens ".