<-
->

Asa 12:19 And when Herod had sought for him, and found him not, he examined the keepers, and commanded that they should be put to death. And he went down from Judaea to Caesarea, and there abode. Ary rehefa nitady azy fatratra Heroda, fa tsy nahita, dia nadininy ny mpiambina ka nasainy novonoina. Ary Heroda nidina niala tany Jodia hankany Kaisaria, dia nitoetra tany. Rahefa nampikarohin' i Heroda izy, ka tsy hitany, dia ny mpiambina no nadininy sy nasainy hovonoina. Taorian' izany dia niala tany Jodea izy ka nankany Sezarea, ary nitoetra tao. Hérode l' ayant envoyé chercher sans qu' on le trouvât, ordonna, après interrogatoire des gardes, de les exécuter. Puis de Judée il descendit à Césarée, où il demeura.