<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 12:4 | And when he had apprehended him, he put him in prison, and delivered him to four quaternions of soldiers to keep him; intending after |
Ary rehefa nosamboriny izy, dia nataony tao an-tranomaizina ka natolony tamin' ny miaramila enina ambin' ny folo hambenany; dia nikasa hamoaka azy ho eo amin' ny vahoaka izy, rehefa afaka ny Paska. | Nony efa nosamborina izy, dia nataony tao an-tranomaizina ka nasainy hambenan' andia-miaramila efatra, misy miaramila efatra avy; fa rahefa afaka ny Paka vao kasainy hatolotra ny vahoaka izy. | Il le fit saisir et jeter en prison, le donnant à garder à quatre escouades de quatre soldats ; il voulait le faire comparaître devant le peuple après la |