<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 13:50 | But the |
Fa ny Jiosy nampitaitra ny vehivavy manan-kaja izay nivavaka sy ny lehibe tao an-tanàna, dia nahatonga fanenjehana tamin' i Paoly sy Barnabasy ireny ka nandroaka azy niala tamin' ny taniny. | Nefa notarihin' ny Jody ny vehivavy tia vavaka sy ambony toetra, mbamin' ny loholona tao an-tanàna, ka nampanenjika an' i Paoly sy Barnabe, sy nandroaka azy hiala amin' ny taniny. | Mais les |