<-
->

Asa 15:2 When therefore Paul and Barnabas had no small dissension and disputation with them, they determined that Paul and Barnabas, and certain other of them, should go up to Jerusalem unto the apostles and elders about this question. Ary rehefa nifanditra sy niady hevitra be ihany tamin' ireo Paoly sy Barnabasy, dia nifanarahana ny hiakaran' izy roa lahy sy ny sasany koa hankany Jerosalema ho any amin' ny Apostoly sy ny loholona hanadina izany teny niadian-kevitra izany. Ka nony efa nifanditra sy niady hevitra mafy tamin' ireo Paoly sy Barnabe, dia izao no hevitra nifanarahana: hiara-miakatra any Jerosalema Paoly sy Barnabe, ary ny sasany amin' izy an-daniny, handinika amin' ny Apostoly sy ny Pretra ilay zavatra niadiny hevitra. Après bien de l' agitation et une discussion assez vive engagée avec eux par Paul et Barnabé, il fut décidé que Paul, Barnabé et quelques autres des leurs monteraient à Jérusalem auprès des apôtres et des anciens pour traiter de ce litige.