<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 15:22 | Then pleased it the apostles and elders with the whole church, to send chosen men of their own company to |
Ary sitraky ny Apostoly sy ny loholona mbamin' ny fiangonana rehetra ny hifidy olona amin' ny namany mba hirahina hiaraka amin' i Paoly sy Barnabasy hankany Antiokia, dia Joda, izay atao hoe Barsabasy, sy Silasy, izay lehilahy samy tsara laza eo amin' ny rahalahy; | Nankasitrahan' ny Apostoly sy ny Pretra mbamin' ny Eglizy rehetra izany ; ka nifidy ny sasany tamin' izy rehetra izy ireo, mba hirahina ho any Antiokia hiaraka amin' i Paoly sy Barnabe: dia Joda izay atao hoe Barsabasy, sy Silasy, lehilahy lohandohany tao amin' ny rahalahy, no laniny. | Alors les apôtres et les anciens, d' accord avec l' |