<-
->

Asa 15:23 And they wrote letters by them after this manner; The apostles and elders and brethren send greeting unto the brethren which are of the Gentiles in Antioch and Syria and Cilicia. ary nanoratra taratasy izy ho entin' ireo, dia izao: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona miarahaba ny rahalahy avy amin' ny jentilisa izay any Antiokia sy Syria ary Kilikia. Ka izao no taratasy nampitondrainy azy ireo: Ny Apostoly sy ny Pretra ary ny rahalahy avy miarahaba ny rahalahy any amin' ny jentily, izay any Antiokia sy Siria ary Silisia. Ils leur remirent la lettre suivante : " Les apôtres et les anciens, vos frères, aux frères de la gentilité qui sont à Antioche, en Syrie et en Cilicie, salut !