<-
->

Asa 15:4 And when they were come to Jerusalem, they were received of the church, and of the apostles and elders, and they declared all things that God had done with them. Ary rehefa tonga tany Jerosalema izy, dia noraisin' ny fiangonana sy ny Apostoly ary ny loholona, ka dia nilaza izay rehetra efa nataon' Andriamanitra tamin' ny nombany azy. Nony tonga tany Jerosalema izy ireo, dia noraisin' ny Eglizy sy ny Apostoly mbamin' ny Pretra, ary nilaza ny zava-dehibe nataon' Andriamanitra taminy. Arrivés à Jérusalem, ils furent accueillis par l'Église, les apôtres et les anciens, et ils rapportèrent tout ce que Dieu avait fait avec eux.