<-
->

Asa 16:18 And this did she many days. But Paul, being grieved, turned and said to the spirit, I command thee in the name of Jesus Christ to come out of her. And he came out the same hour. Ary nataony tamin' ny andro maro izany. Ary sosotra Paoly, dia nitodika ka nanao tamin' ny fanahy hoe: Mandidy anao amin' ny anaran' i Jesosy Kristy aho hivoaka aminy. Dia nivoaka tamin' izany ora izany indrindra izy. Andro maro no nanaovany toy izany, ka sosotra i Paoly sy nitodika tamin' ny fanahy nanao hoe: Mandidy anao amin' ny anaran' i Jeso-Kristy aho hivoaka aminy. Dia nivoaka niaraka tamin' izay izy. Elle fit ainsi pendant bien des jours. A la fin Paul, excédé, se retourna et dit à l' esprit : " Je t' ordonne au nom de Jésus Christ de sortir de cette femme. " Et l' esprit sortit à l' instant même.