<-
->

Asa 16:4 And as they went through the cities, they delivered them the decrees for to keep, that were ordained of the apostles and elders which were at Jerusalem. Ary raha nandeha nitety ny tanàna tao izy, dia natolony hotandreman' ny olona ireo didy navoaky ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema. Ary raha nitety ny tanàna izy ireo, dia nasainy hotandreman' ny olona ny didy navoaky ny Apostoly sy ny Pretra tany Jerosalema. Dans les villes où il passaient, ils transmettaient, en recommandant de les observer, les décrets portés par les apôtres et les anciens de Jérusalem.