<-
->

Asa 17:10 And the brethren immediately sent away Paul and Silas by night unto Berea: who coming thither went into the synagogue of the Jews. Ary Paoly sy Silasy dia nampandehanin' ny rahalahy niaraka tamin' izay nony alina hankany Beria; koa raha tonga tany izy, dia niditra tao amin' ny synagogan' ny Jiosy. Nony alina, dia nampandehanin' ny rahalahy niaraka tamin' izay Paoly sy Silasy hankany Berea. Ary nony tonga tany izy roa lahy, dia niditra tao amin' ny sinagogan' ny Jody. Les frères firent aussitôt partir de nuit Paul et Silas pour Bérée. Arrivés là, ils se rendirent à la synagogue des Juifs.