<-
->

Asa 19:13 Then certain of the vagabond Jews, exorcists, took upon them to call over them which had evil spirits the name of the Lord Jesus, saying, We adjure you by Jesus whom Paul preacheth. Ary nisy Jiosy sasany, mpiriorio mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran' i Jesosy Tompo koa teo ambonin' ny manana fanahy ratsy ka nanao hoe: Mampianiana anareo amin' i Jesosy Izay torin' i Paoly aho. Mba nisy Jody sasany nandehandeha nandroaka demony koa, niantso ny anaran' i Jeso Tompo teo ambonin' izay azon' ny fanahy ratsy, nanao hoe: Izaho mandidy anareo amin' ny anaran' i Jeso izay torin' i Paoly. Or quelques exorcistes juifs ambulants s' essayèrent à prononcer, eux aussi, le nom du Seigneur Jésus sur ceux qui avaient des esprits mauvais. Ils disaient : " Je vous adjure par ce Jésus que Paul proclame. "