<-
->

Asa 19:33 And they drew Alexander out of the multitude, the Jews putting him forward. And Alexander beckoned with the hand, and would have made his defence unto the people. Ary nisy nisarika an' i Aleksandro avy teo amin' ny vahoaka, fa ny Jiosy nanesika azy handroso. Ary Aleksandro nanofa tanana, fa ta-handaha-teny hiala tsiny tamin' ny olona. Tamin' izay nalaina teo amin' ny vahoaka Aleksandra, ka naroson' ny Jody. Dia nanofa tànana hampangina ny olona Aleksandra, fa nikasa hiteny tamin' ny vahoaka. Des gens de la foule persuadèrent Alexandre, que les Juifs poussaient en avant. Alexandre, ayant fait signe de la main, voulait s' expliquer devant le peuple.