<-
->

Asa 2:22 Ye men of Israel, hear these words; Jesus of Nazareth, a man approved of God among you by miracles and wonders and signs, which God did by him in the midst of you, as ye yourselves also know: Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon' Andriamanitra teo aminareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin' Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany, Ry lehilahy Israelita, henoy izao teny izao: Jeso avy any Nazareta, Lehilahy nankatoavin' Andriamanitra teo imasonareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana nampanaoviny azy teo aminareo, araka ny fantatry ny tenanareo, " Hommes d' Israël, écoutez ces paroles. Jésus le Nazaréen, cet homme que Dieu a accrédité auprès de vous par les miracles, prodiges et signes qu' il a opérés par lui au milieu de vous, ainsi que vous le savez vous-mêmes,