<-
->

Asa 2:36 Therefore let all the house of Israel know assuredly, that God hath made the same Jesus, whom ye have crucified, both Lord and Christ. Koa aoka ho fantatry ny taranak' isiraely rehetra marimarina fa iny Jesosy nohomboanareo tamin' ny hazo fijaliana iny dia efa nataon' Andriamanitra ho Tompo sy Kristy. Koa amin' izany àry, aoka ho fantatry ny taranak' Israely rehetra marimarina fa iny Jeso nofantsihanareo tamin' ny hazo fijaliana iny, no nataon' Andriamanitra ho Tompo sy Kristy. " Que toute la maison d' Israël le sache donc avec certitude : Dieu l' a fait Seigneur et Christ, ce Jésus que vous, vous avez crucifié. "