<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 20:24 | But none of these things move me, neither count I my life dear unto myself, so that I might finish my course with joy, and the ministry, which I have received of the |
Nefa tsy ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako, dia ny fanompoana izay noraisiko tamin' i Jesosy Tompo hanambara ny filazantsaran' ny fahasoavan' Andriamanitra. | Tsy misy atahorako anefa izany zavatra izany; ary tsy ataoko ho zavatra ny aiko rahefa tanteraka ny diako, ka vitako ny raharaha noraisiko tamin' i Jeso Tompo, dia ny mitory ny Evanjelin' ny fahasoavan' Andriamanitra. | Mais je n' attache aucun prix à ma propre vie, pourvu que je mène à bonne fin ma course et le ministère que j' ai reçu du Seigneur |