<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 26:14 | And when we were all fallen to the earth, I heard a voice speaking unto me, and saying in the |
Ary rehefa lavo tamin' ny tany izahay rehetra, dia nandre feo nilaza tamiko aho nanao tamin' ny teny Hebreo hoe: Saoly Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? Zavatra sarotra aminao ny hanipaka ny fanindronana. | Lavo tamin' ny tany terý izahay; ary nandre feo aho, nilaza tamiko tamin' ny teny hebrio hoe: Saoly, Saoly, nahoana no manenjika ahy hianao? Mafy ho anao anie ny mitroatra manohitra ny fanindronana e! | Tous nous tombâmes à terre, et j' entendis une voix qui me disait en langue hébraïque : " |