<-
->

Asa 28:17 And it came to pass, that after three days Paul called the chief of the Jews together: and when they were come together, he said unto them, Men and brethren, though I have committed nothing against the people, or customs of our fathers, yet was I delivered prisoner from Jerusalem into the hands of the Romans. Ary rehefa afaka hateloana, dia nampanalain' i Paoly hiangona izay lohandohany tamin' ny Jiosy; ary rehefa niangona ireo, dia hoy izy taminy: Ry rahalahy, izaho dia mpifatotra avy tany Jerosalema natolotra teo an-tànan' ny Romana, na dia tsy diso tamin' ny firenentsika aza, na tamin' ny fanaon-drazana; Nony afaka hateloana, dia nampiantsoin' i Paoly ny lohandohan' ny Jody, ka nony tafavory izy ireo dia hoy izy taminy: Ry rahalahy, izaho dia nafatotra hatrany Jerosalema sy natolotra teo an-tànan' ny Romana, na dia tsy nanao na inona na inona manohitra ny firenentsika sy ny fanaon-drazantsika aza. Trois jours après, il convoqua les notables juifs. Lorsqu' ils furent réunis, il leur dit : " Frères, alors que je n' avais rien fait contre notre peuple ni contre les coutumes des pères, j' ai été arrêté à Jérusalem et livré aux mains des Romains.