<-
->

Asa 28:19 But when the Jews spake against it, I was constrained to appeal unto Caesar; not that I had ought to accuse my nation of. Fa raha notoherin' ny Jiosy izany, dia tery aho ka nilaza fa handahatra amin' i Kaisara, nefa tsy mba toy ny manana teny hiampangako ny fireneko tsy akory. nefa notoherin' ny Jody izany, ka voatery ho nangataka hotsarain' i Sezara aho; tsy ao an-tsaiko velively anefa izay hiampanga ny fireneko amin' izany. Mais comme les Juifs s' y opposaient, j' ai été contraint d' en appeler à César, sans pourtant vouloir accuser en rien ma nation.