<-
->

Asa 28:23 And when they had appointed him a day, there came many to him into his lodging; to whom he expounded and testified the kingdom of God, persuading them concerning Jesus, both out of the law of Moses, and out of the prophets, from morning till evening. Ary rehefa nanao fotoana taminy ireo, dia maro no nankeo aminy tao an-trano nitoerany; ary izy nilaza sy nanambara taminy ny fanjakan' Andriamanitra hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, ary ny teny eo amin' ny lalàn' i Mosesy sy ny mpaminany no nitaomany azy hino an' i Jesosy. Dia nanao fotoana taminy izy ireo, ka maro no tonga tao an-trano nitoerany. Teny manetsiketsika no nanehoan' i Paoly ny fanjakan' Andriamanitra tamin' izy ireo, hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva; sady ny teny ao amin' ny Lalàn' i Moizy sy ny mpaminany manambara an' i Jeso ihany no nentiny nitaona azy ireo hino azy. Ils prirent donc jour avec lui et vinrent en plus grand nombre le trouver en son logis. Dans l' exposé qu' il leur fit, il rendait témoignage du Royaume de Dieu et cherchait à les persuader au sujet de Jésus, en partant de la Loi de Moïse et des Prophètes. Cela dura depuis le matin jusqu' au soir.