<-
->

Asa 4:10 Be it known unto you all, and to all the people of Israel, that by the name of Jesus Christ of Nazareth, whom ye crucified, whom God raised from the dead, even by him doth this man stand here before you whole. dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny olona Isiraely rehetra fa ny anaran' i Jesosy Kristy avy any Nazareta, Izay nohomboanareo tamin' ny hazo fijaliana, fa natsangan' Andriamanitra tamin' ny maty kosa, dia Izy no itsanganan' io lehilahy io finaritra eto imasonareo. dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny vahoaka Israely rehetra fa ny anaran' i Jeso-Kristy avy any Nazareta, izay nofantsihanareo tamin' ny hazo fijaliana, fa natsangan' Andriamanitra tamin' ny maty, no nahasitrana io lehilahy mitsangana eto imasonareo io. sachez-le bien, vous tous, ainsi que tout le peuple d' Israël : c' est par le nom de Jésus Christ le Nazaréen, celui que vous, vous avez crucifié, et que Dieu a ressuscité des morts, c' est par son nom et par nul autre que cet homme se présente guéri devant vous.