<-
->

Asa 4:16 Saying, What shall we do to these men? for that indeed a notable miracle hath been done by them is manifest to all them that dwell in Jerusalem; and we cannot deny it. ka nanao hoe: Hataontsika ahoana ireo lehilahy ireo? fa efa nanao famantarana malaza tokoa izy, ary fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, ka tsy azontsika lavina. nanao hoe: Inona no hataontsika amin' ireo lehilahy ireo? Raha ny fahagagana nataony aloha, dia fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema miharihary izany, ka tsy azontsika lavina; Ils disaient : " Qu' allons-nous faire à ces gens-là ? Qu' un signe notoire ait été opéré par eux, c' est trop clair pour tous les habitants de Jérusalem, et nous ne pouvons le nier.