<-
->

Asa 5:12 And by the hands of the apostles were many signs and wonders wrought among the people; (and they were all with one accord in Solomon' s porch. Ary ny tanan' ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin' ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin' ny Fialofan' i Solomona; Betsaka ny famantarana sy fahagagana natao teo amin' ny vahoaka, tamin' ny tànan' ny Apostoly. Niara-nipetraka teo ambanin' ny lavarangan' i Salomona ny mpino rehetra, Par les mains des apôtres il se faisait de nombreux signes et prodiges parmi le peuple... Ils se tenaient tous d' un commun accord sous le portique de Salomon,